Aller au contenu

Rondônia

Avy amin'i Wikipedia

22°54′S 43°12′W / 22.900°S 43.200°W / -22.900; -43.200

Rondônia
-
Velarantany 237,590,5 km2
Isam-ponina 1,581,196 mponina
Tanànan-dehibe NC
Ben'ny tanàna NC
Firenena Brazila Brazila
Fanjakana NC
Faritany Rondônia
Tanàna mifanolo-bodirindrina NC
Rondonia ao Brasila

I Rondônia dia faritany mizaka tena any  Brazila. Porto Velho no renivohiny.

Ny fanjakana federaly manodidona azy dia i  Amazonas, i Mato Grosso ary i  Bolivia.

Ny tanànany lehibe indrindra dia Porto Velho, Guajará Mirim, Ji Paraná, Ariquemes, Cacoal sy Vilhena. Faritany tsy dia be vohintany ny faritan'i Rondônia ary eo amin'ny 100m hatramin'ny 600m ny haavon'ny 94% ny taniny.

Jereo Koa

[hanova | hanova ny fango]