Pôlisy (nasiônaly)
Fiseho


Ny pôlisy dia mpitandro filaminam-bahoaka izay manana andraikitra sy adidy lehibe amin' ny firenena iray, amin' ny fiarovana ny vahoaka sy ny fananany ao anatin' ny filaminana sy ny fitonina. Tafiditra anatin' ny andri-panjakana iray izy satria manana ministera miahy sy miadidy azy manokana ka anisan' ny mampihatra ny lalàna ihany koa.